The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Uganda
Lohahevitra:
Development, Media
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Kenny dia mamoavaofy mikasika ireo fomba fijery ireo ezaka fampandrosoana any Afrika :

« As you read through the article, many of the project objectives seem worthy enough - access to clean water, healthcare, education and so on - but the headline the newspaper chose doesn't do anybody justice, least of all the inhabitants of Katine. Can we, together, help one African village out of the middle ages? »

« Araka ny azonareo vakiana amin'ny lahantsora-gazety dia maromaro amin'ireo tanjon'ireo tetik'asa no mendri-piderana - fampidirana rano madio, toeram-pitsaboana, fampianarana sns … - anefa ny gazety dia tsy mba nihevitra ny hanaja na ny iray amin'ireo mponin'i Katine aza fa naleony nifidy ny matoan-dohanteny hoe : Mba azontsika ifanampiana ve ny hanampy tanàna Afrikana iray, hitsaharany ny miaina araky ny fomba fiainan'ny Ntaolo ? »

[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany mikasika ny asa fampandrosoana any amin'ny tanànan'i Katine : Avia amin’ny boatin-drakitra io anilanao io]

Ndesanjo Macha

Hamela valiny