Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao ny mpampidi-bolongana (mpibilaogy ho an’izay mety tsy mahazo). « Efa hikarakara ny kenokenona omanina (fanazavana, trakitra…) hampahalalana amin’ireo mpandray anjara, vahiny, mpitsidika na izay mety ho mpiara-miombon’antoka na mety hiara-miasa ny momba ny kolontsain’ny fampidiram-bolongana (ny fanaovana blaogy) ireo olona anatin’ity vondrona ity » hoy ny fanazavany.
- Firenena:
- Tunisia, Egypt
- Lohahevitra:
- Cyber-Activism, Youth
- Teny:
- Malagasy












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »