Hetsika manokana ataon'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana

Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana izay mitranga any Pakistana tamin'ny 3 Novambra 2007, dia namorona pejy manokana izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao. Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana [Pakistan Emergency 2007 Special Coverage Page].

Georgia Popplewell

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.