The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Albania
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Saripika, Travel
Teny:
Malagasy

 

Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy na dia tsy tiany loatra aza ny mipetraka ao, dia jereo eto (tsindrio eto) ange ny ataon'ny mponina amin'izany tanàna izany. Sary nalain'i mpanolo-bolongantsary Man In Tirana[EN] tamin'ny volana Aogositra lasa teo (via Albanian Blogger).

Veronica Khokhlova

1 hevitra

  • Mahavariana ilay lohateny fa tiako raha mba hoe fanahazan-damba no tena izy. Miala tsiny raha ataoko toy izao ny endriky ny lohateny fa sao dia misy olona ilay faingo mihantona sy ny tsipi-panohizana amin’ny soratra. Misy manko ny mpanamaritsoratra (masinina io) tsy manaiky ireny marika ireny.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.