Ny blaogy Black Looks dia manapariaka sarimihetsika nalaina tany Umoja, tanàna any Kenya natokana hoan'ny vehivavy ary naorin'ireo akanga izay sisa nanamborana tamin'ireo vehivavy nisedra fanolanana, na fanambadiana an-tery na koa vehivavy noverezin'ireo mpiara-monina taminy zo [ka voatery nandao ny tanànany sy lasa-sesi-tany].
- Firenena:
- Tsy misy
- Lohahevitra:
- Development, Gender, Human Rights
- Teny:
- Malagasy















Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
- Mitady namana Malagasy monina any ivelany ka ahafahako mandefa taratas...
Tohiny »