The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Disaster
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara tany Lagos :

« How long will people keep getting their lives snuffed out and suffer the most agonizing deaths because our national infrastructural system is in shreds and our social values and sensitivities long flushed down the toilet ? »

« Mandra-pahoviana ny aim-bahoaka no haripaka sy hiala aina amin'ny fahoriana izay faran'ny mampijaly satria ireo fitaovana hoenti-manana eto anivon'ny firenentsika dia rotika toy ny lamba tonta ary ireo fahendrena nijoroan'ny fiaraha-monintsika zary avalana hoentin'ny rano toy ny amin'ny trano fivalananana ? »

Jennifer Brea

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.