The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Rwanda
Lohahevitra:
Development, Teknolojia
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Oro dia mampifandray an'i Afrika. Ny « connect Africa » dia fivoriambe natao hiresahana momba ny vaha-olana azo asetry ireo fanontaniana momba ny fampifandraisana aty Afrika, naharitra roa andro ary notanterahina tany Roandà izany fivoriana izany :

« The present story is clearly sad — less thank 4% of Africans currently use the internet, and broadband penetration is below 1%! »

« Tena mampalahelo ny toe-draharaha ankehitriny [aty Afrika] fa latsaky ny 4% ny tahan'ny Afrikana izay mampiasa ny Aterineto ary ny taham-pidiran'ny fampiasana tambanjotra miridiridy indray dia ambanin'ny 1% »

Jennifer Brea

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.