The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Hevitra, Cyber-Activism, Development, Ekonomia, Fitantànambola, Governance, Politika
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Notes From The Margin dia mizara ny fijeriny momba ny fomba fitantanan'ny governemanta ireo tranom-panjakana ary mampiseho izay mety ho fiantraikan'izany amin'ny fidangan'ny fiakaran'ny trosam-pirenen'i Barbàda :

« Government is very good on building new buildings but is terrible on maintaining the buildings once they are built »

« Tena tonga lafatra mihitsy amin'ny fanorenana trano mijoalajoala vaovao ny Governemanta, saingy tsy mahafa-piry kosa amin'ny fikojakojana ireo trano izay efa mijoro »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.