The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Internet & Telecoms

 

Tapaka indray ny rohy mampifandray amin'ny any ivelany amin'ny alalan'ny aterineto. Voalazan'ny ao amin'ny rohy fa vao noroahin'ny mpitondra jadona hiala ny taniny ihany koa ny diplaomatinn'y Firenena mikambana iray. Ny vaovao heno omaly (fa tsy nahitako tohiny na marina na tsia) dia hoe nisy niverina an-dalambe indray ny mpitoka-monina tany amin'io firenena io manararaotra ny fandalovan'ny Firenena mikambana any. Ny mety hahafantarana izany rehetra izany no mety ho nanapahana ny aterineto.[ny fanazavana lava kokoa dia avy amin'ny mpandika teny malagasy ihany]

Preetam Rai

Hamela valiny