The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Development, Economics, Politics
Teny:
Malagasy

 

Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement  amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary manao fampitahana amin’ny toe-draharaha ao Armenia sy izay nitranga talohan’ny revolisiona Kiobana ny bolongana (blaogy).

Onnik krikorian

Hamela valiny