Ny mpiblaogy Fayyad dia manazava ao amin'ny blaogy Kabobfest ny atao hoe « mariazy misy fe-potoana fohy » izay tanterahin'ireo lehilahy Saodiana, rehefa mandeha any am-pakan-drivotra ivelan'ny fireneny ry zareo mandritra ny fotoana fialan-tsasatra mandritra ny fahavaratra.
« Ironically, such temporary marriage contracts, some of which known as Mut’a or Misyar, are most common among women in need, and men who are too pious to have sex simply out of wedlock. »
« Ny mahavariana dia, ny ankamaroan'ireo « mariazy misy fe-potoana fohy » izay fantatra amin'ny anarana hoe Mut'a na Misyar dia matetika iombonan'ireo vehivavy sahirankirana ara-pivelomana amina lehilahy fatra-mpandala « loatra » ny fivavahany ka tsy « sahy » manao firaisana ara-nofo ivelan'ny mariazy. »















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »