The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra, Teknolojia
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy White African dia mampiharihary izay ambaran'ny sarintanin'izao tontolo izao izay mirakitra ny làlana mifehy ny zava-pisotro mahamamo, momba an'i Afrika :

« This map instead represents a real problem that we face in Africa: the lack of local content (data) available in a digital format. »

« Ity saritany ity dia mampiseho indrindra ny olana atrehintsika any Afrika : ny tsy fisian'ny fahalalana mikasika ireo toe-javatra misy eo an-toerana, izay azon'ny solosaina trandrahina avy hatrany »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.