The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
India, Myanmar (Burma)
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra, Fanoherana
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Sacred Media Cow dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana :

« The little fragments of information that did manage to get through got elevated to a level of ennunciative power that would not have existed had the internet not been shut down. »

« Ireo sombitsombim-baovao hany tafaporitsaka dia nasandratra ho toy ny feo mahery vaika, tsy ho nitranga mihitsy anefa izany raha toa ka tsy notapahin'ireo mpitondra jadona ny Aterineto. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.