The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Barbados
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Development, Economics, Finance, Internet & Telecoms, Technology
Teny:
Malagasy

 

Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa :

« this recent step into the blogosphere, and its subcategory the econoblogsphere will be interesting to watch. »

« Hahaliana ny hanara-maso ny fivoatr'ity dingana vaovao ao anatin'ny blaogosifera sy ny sampany misahana manokana ny blogasifera ara-harinkarena ity »

Janine Mendes-Franco

2 hevitra

  1. Jentilisa Miteny hoe:

    Ilay blaogasifera anie ka an’ny gasy manokana no tena misy azy e!

  2. Tomavana Miteny hoe:

    Tena marina mihintsy ny fanamarihanao. Misaotra betsaka

Hamela valiny