The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Argentina
Lohahevitra:
Elections
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana ny fifidianana ho filoham-pirenena vaovaon'i Arzantina ka nahoana ary ny firenena :

« nos tomamos la molestia y todo el gasto de organizar una elección »

« no mandany andro sy vola hanatanterahana fifidianana [filoham-pirenena] »

Eduardo Avila

Hamela valiny