Tantara tamin'ny 28 Oktobra 2007
Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona
Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala izay antony nampidirana am-ponja ity mpampianatry ny anjerimanontolo fahiny ity. Hamid Tehrani
Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?
Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana ny fifidianana ho filoham-pirenena vaovaon'i Arzantina ka nahoana ary ny firenena : « nos tomamos la molestia y todo el...
Ozbekistana : Nampanginina indray ny feo hafa iray
Ny blaogy Beaudi's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan'i Osh any amin'ny faritra manolo-bodirindrina amin'i Kyrgyzstana. Ity mpanao gazety ity dia fanta-daza sy fatra-panaja amin'iny faritra manomorona an'i Azia Afovoany iny, sady tsy nisalasala ny namoaka ampahibemaso ireo...