The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Barbados, Dominica
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Cyber-Activism, Governance, Lalàna, Media
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika.

« It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth of real estate on his politician’s salary »

« Ny niandohan'ny zava-drehetra dia ny fanontaniana napetraky ny gazety The Times izay manontany ny fomba nahangonan'ny Praiministra, fananana ara-tany sy trano mitentina an-tampitrisany $ amin'ny karamany maha-praiministra azy [5′000 $ isam-bolana] »

Janine Mendes-Franco

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.