The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Sakafo, Hehy
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Dominic in Armenia izay mitatitra ny fiaimpiainana Mpiasa Antsitram-po hoan'ny Fandriampahalemana na Peace Corps Volunteer [PCV] dia mitantara « angano » vitsivitsy izay nahazo azy tany am-pietsenana any Armenia :

« The lady at the store who tells you that the bread you asked for is actually not fresh and thus you’d be better served to try this or that loaf instead is great. »

« Ilay Ramatoa ao amin'ny fivarotana izay tsy rotitra manambara aminao fa tsy tsara loatra intsony tokoa ilay mofo saika novidianao ka aleo ianao manandrana ity na itsy, dia tena mahatsikaiky. »

Onnik Krikorian

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.