The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Burkina Faso
Lohahevitra:
Governance, Media, Politics
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao izay nankalazaina tany Borkina Fasô :

« La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence de certains obstacles : la sollicitation des hommes politiques, les flatteries des personnalités, les luttes concurrentielles et la pauvreté des journalistes. »

« Sarotra be ny hiraisan'ny mpanao gazety hina nohon'ny mbola fipetrahan'ireo tombontsoa mifanipaka sy ireo olana samihafa toy : ny fanambatabazan'ireo mpanao pôlitika, ny fandokan'ny olombe, ny ady an-trano sy fifaninanana ary ny fahantran'ireo mpanao gazety. »

Jennifer Brea

1 hevitra

  1. Global Voices amin’ ny teny malagasy » Blog Archive » Ny loza mitandidona ny mpanao gazety any Andrefan’i Afrika Miteny hoe:

    [...] [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Mpanao gazety voavidy] [...]

Hamela valiny