24 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 24 Oktobra 2007

Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety

  24 Oktobra 2007

Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny mpanao gazety ary nanasokajy io tranga io ho any amin’ny fahafahan’ny mpanao gazety Koreana ny Gazety iraisam-pirenena. Ahoana hoy ny...

Benin : Niletika ny filaharan'i Benin ara-pahalalahana ara-fampahalalam-baovao

  24 Oktobra 2007

Ny blaogy Babilown dia manome ny heviny momba izay antom-pihemoran'ny filaharan'i Benin eo amin'ny sehatry ny fahalalahana ara-fampahalalam-baovao araky ny filaharana izay avoaky ny fikambanana Reporters Sans Frontières [RSF] isan-taona : « [Le Bénin était 23me en 2006] Mais en 2007, au lieu d’évoluer vers le groupe des 20 premiers,...

Kôngô (RDK) : Ny fahitan'i Che Guevara an'i Laurent Kabila

  24 Oktobra 2007

Azo ambara fa ampitenenin'ny mpiblaogy Alex Engwete ny tantara raha nadikany amin'ny teny Frantsay ny fijerin'i Che Guevara an'i Laurent Kabila fahizay [fony izy mbola mpiady anaty akata, taloha elaben'ny nanonganany an'i Mobutu sy naha lasa filohan'ny Repoblika Demokratikan'i Kôngô azy], ho mpitarika tolona revôlisionera : « Il se permet...

Borkina Fasô : Miverina avy any an-tsesi-tany i Mariam Sankara

  24 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny kabary fisaorana nataon'i Mariam Sankara vady navelan'ny filoha izay maty tamperin'asa nandritra ny fanonganam-panjakana roampolo taona lasa izay : « c'est avec beaucoup d'émotion que j'ai foulé le sol de mon pays après ces 20 ans d'exil et que j'ai vu l'enthousiasme et...

Borkina Fasô : Mpanao gazety voavidy

  24 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao izay nankalazaina tany Borkina Fasô : « La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence de certains obstacles : la sollicitation des hommes politiques, les flatteries des personnalités, les luttes concurrentielles et la pauvreté des...