The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Burkina Faso
Lohahevitra:
Children, Religion
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô :

« Here is a short 4 minute video with clips of the Kids Camp run in Gorom-Gorom, Burkina Faso in August. It was run jointly by the churches of Gorom-Gorom, and by Glenwood Church.
We had planned for about 100 children, and ended up with over 200 - about half from Christian homes, and half from Muslim families. It was excellent! »

« Indro sarimihetsika fohy, 4 minitra ahitana ireo ankizy izay nandray anjara tamin'ny lasin'ny ankizy notanterahina tany Gorom-Gorom, any Borkina Fasô tamin'ny volana Aogositra lasa teo. Izany lasy izany dia teo ambany fiadidian'ireo fiangonana any Gorom-Gorom sy ny fiangonana any Glenwood.

Nomaninay hoan'ny ankizy miisa 100 eo ho eo tany am-piandohany ary nihoatry ny 200 ireo ankizy nony farany - ny antsasany Kristiana ary ny antsasany kosa avy amin'ny fianakaviana Mozolmana. Tena tsara be ! »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny