Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » :
« Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano Plains of Nigeria who has built a working helicopter over the last 8 months using scrap aluminum and parts from a Honda Civic, an old Toyota and from the remains of a crashed Boeing 747. »
« [Ny vohikala fampahalalam-baovao] Yahoo! News dia nitatitra tamin'ny 21 Oktobra ny tantaran'i Mubarak Muhammad Abdullahi monina any amin'ireo lemak'i Kano, any Nizeria izay nanamboatra [samirery] angidim-by nandritra ny 8 volana, nampiasa fatim-biraty sy fatin'ireo fiarakodia Honda Civic sy Toyota ary potipotika fiaramanidina Boeing 747 izay nianjera. »















Dia mandeha ve? Sao dia angidim-by no filaza io raha io?
Toa hoe tsy mbola nihoatry ny haavon’ny 2 metatra hono
P.S: Misaotra amin’ilay angidim-by, fa tena ao mihintsy
Eo ampiketrehana aho izao fa asa rahoviana ity lahatsoratra adikako vao tafavoaka! mazotoa fa efa resinao mihitsy aho izao.
Amiko aloha dia tsy misy mpandresy sy resy rehefa miara-miasa sady mety ho gaga ianao raha ny isan’ny fehezanteny nadika no isaina fa tsy isan’ireo lahantsoratra