The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Bankelele any Kenya dia mitatitra ny fahasahiranany eo amin'ny fampiasana aterineto nohon'ny « hantsan'ny tambanjotra miridiridy » :

« Also as more and more local video content and jazzed up websites, go up online, it is unfortunately still not possible to for many intended viewers to access the content watch. Or even bother to try until speeds are fast enough. »

« Fanampin'izany, mihamaro tsy an-kijanona ireo sarimihetsika avy eo an-toerana izay mandravaka ireo tranokala, mampalahelo anefa fa tsy afaka ny mijery ireny akory ny mpampiasa maro. Na tsy mitsahatra miverimberina manandrana ambara-paha-ampy ny hafaingan'ny tambanjotra. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.