23 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 23 Oktobra 2007

Ghana : Vahaolana hoan'ny fifamoivoizana any Akra

  23 Oktobra 2007

Raha isan'ireo mihevitra ianao fa maro loatra ireo fifamoivoizana any Akra [Accra, renivohitr'i Ghana], ny mpiblaogy Emannuel Bensah dia manolotra ny heviny : « Let's use the bicycle! » « Andeha indray hampiasa bisikleta ! » Ndesanjo Macha

Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô : « Here is a short 4 minute video with clips of the Kids Camp run in Gorom-Gorom, Burkina Faso in August. It was run jointly by the churches of Gorom-Gorom, and by Glenwood...

Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila

  23 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila : « Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the US is propogating the re-militarization on Africa. Back in January I wrote about the birth of the African Command and...

Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » : « Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano Plains of Nigeria who has built a working helicopter over the last 8 months using scrap aluminum and parts from...

Afrika : Ny hantsan'ny tambanjotra miridiridy

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy Bankelele any Kenya dia mitatitra ny fahasahiranany eo amin'ny fampiasana aterineto nohon'ny « hantsan'ny tambanjotra miridiridy » : « Also as more and more local video content and jazzed up websites, go up online, it is unfortunately still not possible to for many intended viewers to access the...

Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika : « I am intrigued by the recent proliferation of web-based giving and I have been keeping a curious eye on...