The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Uganda
Lohahevitra:
Freedom of Speech, Media
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Scarlett Lion avy any Oganda dia maneso raha miresaka momba ny fahalalahana ara-gajety any aminy izay nivoatra ny filaharany iraisam-pirenena :

« While it appears that Uganda has improved in Press Freedom Rankings from 116 to 96 (a big jump), things are without problems in the Ugandan media. »

« Hita fa nihatsara avy amin'ny 116 ho amin'ny 96 (dingana lehibe) ny filaharan'i Oganda amin'ny fahalalahana ara-gajety, tsy misy olana ny mikasika ireo fampahalalam-baovao any Oganda. »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny