Ny blaogy South East Asian Archeology dia mitarika antsika hitsidika toerana iray ao akaikin'i Penang any Malazìa izay mbola tranainy koa aza noho ireo tempolin'i Angkor izay tena fanta-daza any Kambôdza.
The settlement in the Bujang Valley dates as far back as the 5th century, and as I was in Penang the couple weeks ago to see my supervisor, it was impossible to not make a side trip to one of Malaysia’s most underrated archaeological sites.
Ireo sombin-tanàna haolo antitra indrindra hita any amin'ny lohasahan'i Bujang dia « tafakatra » hatrany amin'ny taon-jato faha-dimy, ary satria aho tany Penang tapa-bolana lasa izay mba hamangy ny mpiandraikitra ahy dia tsy haiko ny tsy hitsidika ity toerana tena tranainy anefa dia tena vitsy mpahalala sady tsy dia lavitra akory ity.












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »