The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Syria
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Cyber-Activism
Teny:
Malagasy

 

Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [Anglisy] miseho any Syria.

Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian government. The report also talked about a case in which the government detained a third Syrian citizen for posting comments opposing KSA. the Syrian Military Intelligence detained him for “breaking ties” with an ally.

Mpiblaogy roa no notazonin'ny manampahefana taorian'ny nametrahany hafatra izay mitsikera ny governemantanay aty Syria. Misy koa milaza fa misy teratany Syriana fahatelo izay voatazona taorian'ny nametrahany hafatra izay manohitra ny KSA. Ka ny heloka « fikahoan-doha » miaraka amin'ny hery hafa ivelan'ny firenena no itazonan'ny sampan-draharahan'ny tafika Syriana izay misahana ny fitsikilovana azy.

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.