The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Hong Kong (China)
Lohahevitra:
Music
Teny:
Malagasy

 

Kevin, mpitoraka bilaogy, dia namoaka anterineto horonan-tsarin-kira rap roa momba ny Feng Shui sy mpampianatra feng shui roa, Mak Ling Ling sy So Man Fung (sinoa). Ny Feng Shui dia taranjan’ny maritrano, ny lamin’ny fanaka anatiny, sy ny faminaniana ny ho avy. Ireo mpampianatra feng shui ireo taloha dia olona tsotra indrindra ary mitondra fitafy nentim-paharazana. Tany Hong Kong anefa nandritry ny folo taona lasa izay, dia niseho ho olo-malaza ireto mpampianatra feng shui ireto, voaasa amin’ny haino aman-jery manao resadresaka sy hatsikana ary tena lasa kintana tokoa. Kanefa dia sambany izao no nisehoan’izy ireo tao anatin’ny horonan-tsarin-kira cantonpop.

Iam-chong

Hamela valiny