Mety tena afaka mianatra tenim-bahiny sady mijanona tsy mahalala n'inoninona akory momba ny vakoka manodidina izany fiteny izany ve ? Mahaliana ny adihevitra nateraky ny lohahevitry ny mpiblaogy Ampontan [Anglisy].
- Firenena:
- Japan
- Lohahevitra:
- Zavakanto & Kolontsaina, Fiteny
- Teny:
- Malagasy














