Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? :
« Uganda is indeed the land of plenty of food and water. I write this, with Uganda that was in the 60s and 70s - in mind. Growing up in Uganda then, I never knew what hunger was, till the age of about 12, when - as a Muslim - I started fasting during the month of Ramadha. »
« Tondraka rano sy hanin-ko hanina mantsy i Oganda. I Ogandan'ny taona 1960 sy 1970 no ao an-tsaiko eo am-panoratana io fehezanteny io. Tany Oganda tokoa no nahalebiazako ary tsy mba nahalala izany hanoanana izany aho raha tsy feno ny faha-12 taonako, rehefa nanomboka ny fifadian-kanina mandritra ny volana Ramadana - araka ny maha-Mozolmana ahy. »





























Lahatsoratra voadika amin'ny teny:















Merci d'avoir visité Globalvoicesonline Malagasy. Ce site est dédié à tous les Malagasy du monde...
Votre blog est une excellente source d'information sur Malagasy. Je n'avais encore rien lu de...