The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Governance, Politics
Teny:
Malagasy

 

Tohanan'ny blaogy Grandiose Parlor fa nohon'ny ny maha-ambany loatra ny fomba fitantanana any Nizeria, dia toy ny efa tsy mandeha intsony fa simba tanteraka ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria :

« There is ample evidence that the moral and ethical threshold for Nigeria’s political appointees and elected officials is just few notches above zero, if not an outright zero. »

« Efa miharihary ankehitriny fa zara raha mihoatra ny marika aotra, raha tsy tena ambanin'ny aotra mihitsy aza no faritra tandrify ny fahitsim-pò sy ny fanajan-tenan'ireo olona tendren'ny mpitondra sy ireo olom-boafidy. »

Hamela valiny