17 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 17 Oktobra 2007

Blog Action Day: Feon'i Afrika sy ny diaspaora

  17 Oktobra 2007

Anio dia lohahevitra tokana no hobanjinin’ny mpibilaogy maro dia ny tontolo iainana. Nandray anjara betsaka tamin’ny alalan’ny endrika sy fomba fanoratra samihafa ireo mpibilaogy avy eto Afrika sy avy any ampielezana. Ireto manaraka ireto ny rohy sy ny sombiny avy ao Kenya, Afrika Atsimo, Nizeria ary avy amin’ny hafa ihany...

Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?

  17 Oktobra 2007

Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? : « Uganda is indeed the land of plenty of food and water. I write this, with Uganda that was in the 60s and 70s – in mind. Growing up in Uganda then,...

Nizeria : Ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria

  17 Oktobra 2007

Tohanan'ny blaogy Grandiose Parlor fa nohon'ny ny maha-ambany loatra ny fomba fitantanana any Nizeria, dia toy ny efa tsy mandeha intsony fa simba tanteraka ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria : « There is ample evidence that the moral and ethical threshold for Nigeria’s political appointees and elected officials...

Borkina Fasô : Angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa

  17 Oktobra 2007

Ny mpanoratra ny blaogy Africa Flak izay mipetraka any Borkina Fasô dia mitatitra angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa : « No matter how Compaore celebrated, the 20th anniversary was always going to sensitive and emotional. Compaore came to power through a coup that struck down and killed his brother-in-arm...

Bôtsoana : Fiainana andavan'andro any amin'ny tanànan'i Nata

  17 Oktobra 2007

Ny blaogin'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan'andron'ny mponina ao aminy : « While most people in the developed world buy their beef wrapped in plastic at the local supermarket, many Nata residents still have to rely on their skills of slaughtering...