Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky ny ankizy raha izy no voafidy ho ben'ny tanàna.
Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna
Lahatsoratra voadika amin'ny teny:
| Português | · Colômbia: Promessas da campanha à prefeitura |
| Español | · Colombia: Promesas de Campaña electoral a la Alcaldía |
| English | · Colombia: Mayoral Campaign Promises |













































Merci d'avoir visité Globalvoicesonline Malagasy. Ce site est dédié à tous les Malagasy du monde...
Votre blog est une excellente source d'information sur Malagasy. Je n'avais encore rien lu de...