The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mexico
Lohahevitra:
none
Teny:
Malagasy

 

Ankalazaina isaky ny faha-12 Oktobra any Amerika [USA] ny Columbus Day izay andro fankalazana ny fahatsiarovana ny nandiavan'i Christophe Colomb ny kôntinanta Amerikana voalohany, any amin'ny ankamaroan'ireo firenena any Amerika Atsimo [na Amerika Latina] kosa dia andro fisaonana ny Día de la Raza na andron'ny fandripahana [FANAMARIHANA: amam-tapitrisany ireo « mena hoditra » maty, maro koa ireo foko ripaka, taorian'ny fanjanahan'ny Erôpeana ny Amerika Atsimo], ny mpiblaogy Juan Carlos Romero Puga izay miblaogy ao amin'ny Vivir Mexico dia mampiseho an-tsary ny fomba izay niarovan'ny manam-pahefana ny sary vongan'i Christophe Colomb any Meksikô [Mexico] tsy ho lasibatry ny hatezeran'ny mpilahatra any an-toerana [Espagnôla].

Eduardo Avila

2 hevitra

  1. jentilisa Miteny hoe:

    Ary lasa tena be dia be mihitsy izany voadikanao izany tao ho ao an!

  2. tomavana Miteny hoe:

    Ireo vaovao tselatra no maro nadikako tato ho ato, satria rehefa nampitahaiko t@ ireo fiteny hafa ny antsika dia ireny no tena maha-avo taha ny an’izy ireo ;)

Hamela valiny