Ny mpiblaogy Nasim Fekrat dia mitantara [Farsi] ity zazavavy iray vao efatra taona monja izay nampanambadiana lehilahy efa telopolo taona. Tanterin'io mpiblaogy io koa fa araky ny gazety Hasht Sobh dia efa monina any amin'ny trano fitaizana zaza kamboty ity zazavavy ity ankehitriny rehefa avy nandositra nohon'ny fidarohana sy ny fampijaliana izay niaretany taona maro teo anilan'ny « vadiny ».
- Firenena:
- Tsy misy
- Lohahevitra:
- Children, Human Rights
- Teny:
- Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »