The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Media, Fifandraisana iraisam-pirenena
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia mitantara [Farsi] fa raha nanam-paniriana ny hisoratra anarana toy ny mpampiasa vaovao ny imailaky Yahoo izy dia tsy hitany tao anatin'ireo lisitry ny anaram-pirenena i Iran. Tsy fantany izay antony anavahana an'i Iran amin'ireo firenena rehetra toy izao.

Hamid Tehrani

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.