15 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 15 Oktobra 2007

Senegaly : Lakana-Taxi any Dakar ?

  15 Oktobra 2007

Ny blaogy Politique au Senegal dia manolotra ny anjara birikiny miendrika soso-kevitra [Frantsay] tamin'ny fandrenesany fa hiforona any Dakar ny Lakana-Taxi : « Parait qu'on va avoir des bateaux taxis à Dakar … Faut d'ailleurs noter que l'on possède déjà quelques éléments : les canaux et l'eau sale. Comme à...

Senegaly : Lasa « mafia » ny sehatry ny fampianarana

  15 Oktobra 2007

Ny blaogy Politique au Senegal dia manazava [Frantsay] ny krizy izay misy ny sehatry ny fampianarana any Senegaly ankehitriny : « Difficile de dire que le Pdef et les 40 % du budget national alloué à l'éducation n'ont servi à rien. Grèves multiples, baisse du niveau, programme bâclé, bulletins de...

Meksikô : Nilàna fiarovana ny sary vongan'i Christophe Colomb

  15 Oktobra 2007

Ankalazaina isaky ny faha-12 Oktobra any Amerika [USA] ny Columbus Day izay andro fankalazana ny fahatsiarovana ny nandiavan'i Christophe Colomb ny kôntinanta Amerikana voalohany, any amin'ny ankamaroan'ireo firenena any Amerika Atsimo [na Amerika Latina] kosa dia andro fisaonana ny Día de la Raza na andron'ny fandripahana [FANAMARIHANA: amam-tapitrisany ireo «...

Afghanistàna : I Baban'i-Safrana

  15 Oktobra 2007

Ny blaogy Safrang dia mitantara [Anglisy] ny tantaran'i « I Baban'i-Safrana » [Baba-i Za’faran] izay mpamboly rongony sy zava-mahadomelina taloha ary niova ho mpamboly Safrana ankehitriny [FANAMARIHANA: tsongaina avy amin'ny voninkazo, ny Safrana no mpanome tsiro (épice) lafo indrindra ara-danja eran-tany efa hatramin'ny amam-polo taonany maro izao : safran |...

Afghanistàna : Vao efatra taona monja dia efa nanambady

  15 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Nasim Fekrat dia mitantara [Farsi] ity zazavavy iray vao efatra taona monja izay nampanambadiana lehilahy efa telopolo taona. Tanterin'io mpiblaogy io koa fa araky ny gazety Hasht Sobh dia efa monina any amin'ny trano fitaizana zaza kamboty ity zazavavy ity ankehitriny rehefa avy nandositra nohon'ny fidarohana sy ny...

Iran : « Ary lasa aiza i Iran ao amin'i Yahoo ? »

  15 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia mitantara [Farsi] fa raha nanam-paniriana ny hisoratra anarana toy ny mpampiasa vaovao ny imailaky Yahoo izy dia tsy hitany tao anatin'ireo lisitry ny anaram-pirenena i Iran. Tsy fantany izay antony anavahana an'i Iran amin'ireo firenena rehetra toy izao. Hamid Tehrani

bengladesh: Mandà ny hamantarana azy ireo ny Mpibilaogy

  15 Oktobra 2007

Fanadihadiana manokana avy amin’ny E-Bangladesh izay namoaka naoty avy amin’ny (Vaomiera Mpandrindra ny Fifandraisandavitra Bengalia) Bangladesh Telecommunication Regulatory Commission (BTRC) izay nampahafantatra amin’ny Internet Service Providers (ISP) 72 na orinasam-pividianana fanovozan-tserasera 72 ao Bengladesh mba hanome ny anaran’ny mpanjifa tsirairay sy hilaza amin’ny antsipirihany izay notovoziny rehetra.  Nampahafantatra ary ny...