Ny blaogy avy any Barbàda Titilayo dia nizara ny fahitany tranokala miompana manontolo amin'ireo mpikaroka malaza avy any Karaìba, amin'ny lafiny Siansa, Teknolojia ary Famoronana zava-baovao [Anglisy].
- Firenena:
- Barbados, Trinidad & Tobago
- Lohahevitra:
- Siansa, Teknolojia
- Teny:
- Malagasy














