14 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 14 Oktobra 2007

Sorinàma : Naka sary ny manda Zeelandia

  14 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Taran Rampersad izay monina any Trinite-sy-Tôbagô dia nahatsikaritra indray rehefa namangy ny mandan'i Zeelandia [Fort Zeelandia] [Anglisy] any Sorinàma [Suriname], fa « tsy ny vakoka manontolo no maimaim-poana toy ny eto amin'ny sehatry ny aterineto ». Nametraka rohy ahitana ireo andian-tsarin'ilay manda izay nalainy izy (ivelan'ny manda ihany)...

Dôminika : Tazo Denga

  14 Oktobra 2007

Ny blaogy Living Dominica dia mitantara « ny fiainana ao ambany fiarovan'ny aro-moka » [Anglisy] amin'izao firongatry ny tazo denga [dengue fever | fièvre dengue] any amin'ny nosy Dôminika izao. Nicholas Laughlin