The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Myanmar (Burma)
Lohahevitra:
Media, Ady & Fifandirana
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy New Mandala [Anglisy] dia manome rohy amin'ny lahantsoratra izay navoaky ny gazety Birmana fehezin'ny fitondrana jadona miaramila izay miezaka manala-baraka ireto mpanokatena. Tsahivina fa ireo mpanokatena ireo no tena loha-laharana tamin'ny fikomiana izay nitranga tany an-toerana. « Misy vehivavy matory ao anaty trano fonen'ireto mpanokatena sady nahatrarana koa sarimihetsika mamoafady [vetaveta] miisa 42 , DVD mamoafady iray, boky mamoafady telo, peta-drindrina mamoafady roa, sary mamoafady efatra, boky momba an'i Kama Siddhi, sarim-behivavy iray, fiaro [amin'ny firaisana ara-nofo] folo , kitapo kely mitahiry zavatra fihinana manaitaitra ara-piraisana [stimulant sexuel] […] »

Preetam Rai

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.