Jamaica and the World [Anglisy] dia nanoina ny fandrenesany ilay vaovao tsy nampoizina momba ny fitiliana izay tena « rain-jaza » notanterahina tany Jamaìka: ny vokatra mantsy dia nampiharihary fa ny ampahatelon'ireo lehilahy nanao ny fitiliana dia tsy rain'ireo zaza araka ny fiheverany azy.
- Firenena:
- Jamaica
- Lohahevitra:
- Breaking News, Science
- Teny:
- Malagasy
















Gravebe ! Misaotra Tomavana mazoto mandika teny an.
F’angaha moa ny atao hoe rain-jaza tsy fifandraibonan-javatra maro toy ny fameloman’aina sy fitaizana ary fitsinjovana sns e ? Fa tsy resaka fitiliana ihany
Tsy misy fisaorana e !