The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Saudi Arabia
Lohahevitra:
Gender, Fialamboly
Teny:
Malagasy

 

Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna manokana hoan'ny « mpianakavy ihany » ireny toeram-pivarotana ireny rehefa tonga ny hariva.

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.