11 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 11 Oktobra 2007

Afrika : Fifaninanana famatsiam-bola natokana hoan’ireo Afrikana monina aty Erôpa

  11 Oktobra 2007

Ny vondron’ny Banky Iraisampirenena [Banque Mondiale | World Bank] sy ireo mpiray antoka aminy dia manambara ny famoronana ny Fifaninanana natokana hoan’ireo Afrikana Zanaka Am-pielezana monina aty Erôpa, izay mitady famantsiam-bola hoan'ny tetik'asa fampandrososana kasainy hotanterahina any Afrika na Tsena hoan’ny Fampandrosoana hoan’ireo Zanaka Am-pielezana Afrikana any Erôpa [Development Marketplace...

Nizeria : Manalasarona an'i Lagos

  11 Oktobra 2007

Manalasarona an'i Lagos i My Pen and My Paper [Anglisy] : « Raha ambara fohy, iza moa ireo okada man. : 1) Ny okada man dia tovolahy Nizeriana, tsy an'asa, izay mitatitra mpandeha tsy mandeha lavitra, amin'ny môtô no antom-pivelomany » Ndesanjo Macha

Nizeria : governemanta tsy ara-drariny

  11 Oktobra 2007

Nantsoin'i Adeola ho « governemanta izay sady tsy ara-drariny no kitoatoa » [Anglisy] ny governemanta Nizeriana : amin'ny fomba ahoana no asahian'ny Mpampanoa Jeneralin'i Nizeria [Procureur Général | Attorney General] manoratra any amin'ny Polisy Britanika hangataka ny hamotsorana ny iray amin'ireo mpandroba ny harem-pirenentsika izay voatazona any ? Tsy hadalana...

Masoarabo: Tsiditsidika blaogy Ejipsiana

Niasa fatratra ny blaogy Ejigypsiana, tsy jerena ny fiaraha-mientana nataon’ny gazety maro nitokona tsy nivoaka indray andro noho ny fanagadrana mpanao gazety Ejipsiana. Ny lohahevitra anio ary dia hiresahantsika momba ny fitokonana, ny fahatsiarovana ny 6 oktobra nanombohan’ny ady tamin’Isiraely ary ny nampidirana an-tranomaizina mpivavaka Shiite Ejipsiana iray.  Nitokona ny...