The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Sakafo

 

Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian'ny ara-tsakafo any Zimbabwe : Ny ankabeazan'ny fianakaviana any Harare, izay misy mponina efa ho roa tapitrisa, dia miaina amin'ny sakafo iray isan'andro ary miha-betsaka ny tsy fahampiana ara-tsakafo ao amin'ny renivohitra zimbabweana, hoy ny manampahaizana ara-tsakafo tamin'ny atalata teo.

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.