GlobalVoices anaty

09/10/2007

Tahiry isan'andro · 2 Lahatsoratra

Tantara tamin'ny 09/10/2007

Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.

Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...

Kôngô (RDK) : Tsy iny lozam-piaramanidina tany Kinshasa iny no « ho farany »

Du Cabiau à Kinshasa, dia blaogina Belza monina any Kôngô (RDK) ary toy izao  no zavatra notateriny momba ilay lozam-piaramanidinina izay vao nitranga tamin'iny herinandro lasa teo iny tany Kimbanseke, izay kartie isan'ny mahantra...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny