04 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 04 Oktobra 2007

Mianomara, Fijery avy ao Anatiny

  04 Oktobra 2007

 Ny tranokala Birmana Underground [anglisy] dia namoaka tantaran'olona anankiray monina any Birmania, manoritra ny zava-nitranga tany hatramin'ny fiatoan'ny fifandraisana amin'ny aterineto. Manazava ny raki-tsary nandeha tamin'ny CNN androany 3 oktobra kosa i Yangon Thu mampiseho ny famoretana tany Mianomara.   Preetam Rai

Nilamina ny Fifidianana teto Madagasikara saingy matroky ny fahavitsian’ny mpifidy sy ny hosoka.

  04 Oktobra 2007

Fandresena miezinezina no azon’ny antoko politikan’ny filoha Ravalomanana Tiako i Madagasikara (TIM) raha nahatafiditra depiote 106 amin’ny 127 iadiana izy na dia vitsy dia vitsy aza ny nifidy azy: 19.42% teto Antananarivo, renivohitry Madagasikara. Nampiantso fifidianana ny filoha Ravalomanana rehefa nandrava ny Antenimieram-pirenena izay tsy maneho taratra intsony ny vokatry...