03 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 03 Oktobra 2007

Kôrea : Mifindra avy any Afghanistàna ny resaka

  03 Oktobra 2007

Tamin'ny Alahady 30 Septambra 2007, dia nohavaozina ho eo amin'ny toerany indray ho pasitora mpitondra fitandremana ao amin'ny fiangonana Saemmul church, ilay pasitora naniraka mpitoriteny antsitram-po Kôreana 23, izay nisy naka an-keriny tany Afghanistàna. Io no narararaotin'ny mpiblaogy sansantsasany hiverenana tamin'iny raharaha sarotra iny. 결국 예상대로 된것같네요… 샘물교회에서는 93%이상의 지지를...

Hisy e-varotra ve eto Afrika?

  03 Oktobra 2007

Nahaliana ny adi-hevitra momba ny ho avin’ny e-varotra eto Afrika tamin’iny herinandro lasa iny. Natomboky Oluniyi David Ajao tamin’ny lazan’ny e-gold (vola an-tsoratra manana sandam-bolamena) ao Nigéria ny resaka. Mety hanjohy io fahombiazana io koa ny fandoavam-bola amin’ny alalan’ny karatra hafa eto Afrika :Nahoana no tena tiam-bahoaka ny e-gold ao Nigéria?...

Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?

  03 Oktobra 2007

Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao, nadika avy amin'ny teny arabo ity lahantsoratra ity. Hoy Nora: صباح أمس الأول توجهت لمصلحة الشهر...