01 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 01 Oktobra 2007

Marôka : Mety ho blaondy koa ny Berbera

  01 Oktobra 2007

Nanaitra ny fampahalalam-baovao maro ny nivoahan'ny sary nalain'ny torista Espagnôla tany amin'ny faritry ny tendrombohitra Rif any Marôka, sary tsy dia mazava loatra izay toa ahitana am-baben-dramatoa Marôkana iray, zazavavikely manana volo blaondy izay toa mitovitovy endrika amin'i Madeleine McCann, ilay zazakely izay nanjavona ary tsy mbola hita mandrak'ankehitriny. Tsy...

Korea: Myanmar sy Korea

  01 Oktobra 2007

Inona no eritreretin’ny Koreana amin’ny toe-draharaha any Myanmar ? Mahaliana fa hitan’ny mpibilaogy ho mifandraika amin’ny tantaran’i Korea ny zavamisy any ary tahaka ny mifamatotra amin-dry zareo ilay firenena..Mampahatsiahy an’ireo mpibilaogy izay efa niainan-dry zareo tany Korea tamin’ny taona 1980 tany ho any ny zavamisy ao Myanmar ankehitriny. Lasa manana toerana...