I Big Pharaoh ( Egypta) no manoratra ny antony hanohanan’ny arabo an’I Ben Laden eny fa na dia manao izay tratran'ny heriny hisamborana azy i Etazonia. Raha manontany tera-tany arabo ianao, na iza izany na iza, hoe satrinao ve ho Ben Laden no ho mpitondra anao? azo heverina marimarina fa ho tsia ny valiny; ka raha manontany indray ianao hoe tianao ho samborin’ny Etazonia ary ve izy? ho tsia ihany koa ny valiny: tsy misy maniry azy ho voasambotry Etazonia na dia tsy mankatoa ny ataony aza ny ankamaroany.












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »