The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Madagascar, France
Lohahevitra:
Arts & Culture, Elections, Music, Entertainment, Politics
Teny:
French

 

Niverina i Rossy
Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i Hari.

Jennifer Brea

1 hevitra

  1. Rajiosy Miteny hoe:

    soso-kevitra :
    nampisy fifandirana sy herisetra ?
    nampisy fifandirana mahery vaika ?

Hamela valiny